Izy dia mpikambana tao amin ny V.V.S , niady tamin’ny fanambaniana, ny fanamboarana nataon'ny mpanjanaka, niditra ho miaramila frantsay t@ ady lehibe voalohany ,ary nahazo ny galona sergent , ny sergent frantsay tamin izany dia nandray 600 FF raha 90 FF ny an ny Malagasy, izay tsy nekeny ka teo no tena nanombohany nitaky ny fahaleovan_tena malagasy.