Madagasikara dia firenena iray aty Afrika izay mitoetra eo Atsinanan´i Mozambique. Ny faritany lehibe indrindra dia ny faritanin´ Toliara,izay mirefy 161.405 km², ary ao no ahitana ny faritra Androy, Menabe, Anosy, Atsimo Andrefana Ny faritanin´ny Toamasina dia ahitana ny faritr' Atsinana, Alaotra Mangora ary Analanjirofo Ny faritanin´ny Mahajanga dia ahitana ny faritr´i Sofia, Boeny,Bestiboka ary Melaky Ny faritanin´ny Fianarantsoa dia ahitana an´i Matsiatra Ambony, Amoron´i Mania, Vatovavy Fitovinany, Atsimo Atsinana ary Ihorombe Ny faritanin´Antsiranana ahitana ny faritr'i Diana, Sava Ary farany, ny Faritanin´Antananarivo dia misy an'i Analamanga, Vakinakaratra, Bongolava ary Itasy #Madagascar #Malagasy #earn